<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>Ndriana RAMAMONJY</author>
<hymn_number>61</hymn_number>
<title>HIRA TSOTRA ASAFA61</title>
<lyrics>[V1]
 Hira tsotra no atao
 Hira tena avy ao am-po
 Rehefa novonjena ianao
 Io no masaka ao an-doha

[C1]
   Io no hira fiderana
   'Zay mameno ny ao am-po
   Ka asandrato ny Hosana ô!
   Tsy mba manam-paharoa

[V2]
 Amin'ny andro fifaliana
 Io no hira avy ao am-po
 Amin'ny andro fahoriana
 Io no masaka ao an-doha</lyrics>
</song>